|
|
|
|

Entry fanineniny (inenina (enina))
Part of speech adverb [Full list]
 Famerenana asa iray hatramin' ny inenina: Fanineniny no niverenako teo nefa tsy nahita azy aho [1.1]
 Pour la sixième fois [1.3]
Examples Mbola nanana anaka koa Lià sy nitera-dahy fanineniny tamin' i Jakoba [2.996]
Morphology 
Simple : faninenina, fanineniny

Updated on 2023/01/20