| Entry |
enina
|
| Part of speech | adjective
|
| | Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1]
|
| | Six [1.7]
|
| | Six |
| | 6
VI
[3.1]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona
[2.59]
|
| 2 | Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina
[2.471]
|
| 3 | Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny
[4.27]
|
| 4 | Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka
[2.445]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
enina,
enin',
enin-,
enim-,
eni- |
|
| Derivatives |
| Tables and plates |
|
| Article |
|
| Entry |
enina
|
| Part of speech | adjective
|
| | Mahazo ny anjara sahaza ny tena:
Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1]
|
| | Qui a sa part, pourvu, participant [1.3]
|
| Examples | Kibobo tsy enina ny vary va aho ka hanery ny vato madinika?
[2.131]
|
| Derivatives |
|