|
|
|
|

Entry impito (fito)
Part of speech adverb [Full list]
 Enti-milaza fiverenan-javatra inenina miampy indray mandeha: Avadiho impito ny lelanao alohan' ny hiteny, hoy ny Soratra Marina [1.1]
 Seven times. [1.2]
 Sept fois [1.3]
Examples 
1ka na maty impito na torana impolo
aza tsy maninona raha matin-kanin-tiana
[2.131]
2Hatramin'ny impito va? [2.996]
Derivatives 

Updated on 2023/08/11