|
|
|
|

Entry fanimpitony (impito (fito))
Part of speech adverb [Full list]
 Famerenana asa iray hatramin' ny impito: Fanimpitony izao no nakany io fanadinana io nefa mbola tsy afaka foana izy [1.1]
 Pour la septième fois [1.3]
Examples Ary nony fanimpitony, dia hoy izy: [2.996]
Morphology 
Simple : fanimpito, fanimpitony

Updated on 2023/11/13