| Entry |
honahona
(hona)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. [1.1]
|
| | A swamp [1.7]
|
| | Marécage [1.8, 1.13]
|
| | Fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement [1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona.
[2.588]
|
| 2 | Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro.
[1.381]
|
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
| Analogs |
heniheny ~
horaka ~
zetra |
|
| Entry |
honahona
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsimisaraka]
Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae)
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Paropsia madagascariensis |
|