|
|
|
|

Entry fihoninkonina (honinkonina)
Part of speech noun
 Fomban' ny olona mihoninkonina, izany hoe misahirana mankatsy mankaroa, miheninkenina, na mandeha amim-pidrahodrahoana [1.1]

Updated on 2023/01/05