|
|
|
|

Entry hohona
Part of speech noun
 Fanambombana amin' ny sandry; fiarovana atao mba tsy haharatra na ho voan' ny hatsiaka ilay kobonina; famihinana eo an-tratra ny zanaka [1.1]
Derivatives 

Updated on 2009/02/23