| Entry |
ankohonana
(hohona)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny
tokantrano: vady aman-janaka, ray aman-dreny antitra, mpiasa, havana na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena [1.1]
|
| | Fitambaran'ny olona ao anaty tokantrano iray izay ahitana ny ray sy ny reny ary ny zanaka [1.13]
|
| | A family, a household. [1.2]
|
| | A household [1.7]
|
| | La famille, les gens de la maison, ceux qui sont sous la dépendance ou la juridiction de... [1.3]
|
| | Maisonnée [1.54]
|
| | La famille, les gens de la maison [1.8]
|
| | Ménage, famille [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Dia miara-misaika rano ny ankohonana.
[2.245]
|
| 2 | Tsy hisy harena ho tafatsangana mba hamelomana ny ankohonana.
[2.528]
|
|
| Article |
|