| Entry | hifotra | |
| Part of speech | adjective | |
| Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy Fenofeno matavy [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | hifitra | |
| Updated on 2009/10/21 |
|