|
|
|
|

Entry hiforana (hifotra)
Part of speech passive verb
 Tampenana, tsentsenana: Nohiforana ilay varavarankely tao atsinanana fa nangatsiaka loatra tao an' efitra noho ny rivotra [1.1]
Morphology 
Present : hiforana, hiforako, hiforanao, hiforany, hiforantsika, hiforanay, hiforanareo, hiforan', hiforan-, hiforam-, hifora-
Past : nohiforana, nohiforako, nohiforanao, nohiforany, nohiforantsika, nohiforanay, nohiforanareo, nohiforan', nohiforan-, nohiforam-, nohifora-
Future : hohiforana, hohiforako, hohiforanao, hohiforany, hohiforantsika, hohiforanay, hohiforanareo, hohiforan', hohiforan-, hohiforam-, hohifora-
Imperative : hifory

Updated on 2023/01/05