| Entry | manifotra (hifotra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mameno, manentsina, manampina [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | manifotra | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| Ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany Entina milaza koa ny olona mora kivy raha mbola tsy nanandrana akory [1.1] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|