| Entry | henjy | |
| Part of speech | noun | |
| Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [1.1] | ||
| Action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | henjihenjy | |
| Entry | henjy | |
| Part of speech | noun | |
| [Tankarana] Nom d'une espèce de poisson. [1.19] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2017/03/10 |
|