|
|
|
|

Entry henjihenjy (henjy)
Part of speech noun
 Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [1.1]
 Action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [1.3]
Derivatives 
Synonyms henjy

Updated on 2023/01/20