| Entry | mihenjy (henjy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandehandeha etsỳ sy eroa tsy dia misy antony loatra: Nankaiza Isambilo zanakao? -- Lasa nihenjy any an-tsaha any izy Mitety na manenjika lanonana sy korana samihafa eny rehetra eny: Zazavavy jefy mihenjy dihy eran' ny tanàna [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|