| Entry |
henjana
|
| Part of speech | adjective
|
| | Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany Mahavizana: Henjana ity lalana ity [1.1]
|
| | Stiff; stretched tight; strict [1.7]
|
| | Raide [1.3, 1.8, 1.13]
|
| | Tendu [1.3, 1.8]
|
| | Fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux) Fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) [1.3]
|
| | Rigoureux [1.8]
|
| | Rigide [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Henjana ny tady (La corde est raide)
[1.3]
|
| 2 | Toa sady mamanala izy izany no henjana be.
[2.117]
|
| 3 | Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila.
[2.508]
|
| 4 | fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra.
[2.48]
|
|
| Derivatives |
|