|
|
|
|

Entry fanenjana (henjana)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina manenjana, misintona mba ho henjana
Azo henjanina [1.1]
 Ce qu’il faut raidir, la manière de tendre [1.3]
Examples Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga. [2.996]

Updated on 2023/01/08