| Entry | fihenjanana (henjana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fihinjirana, tsy fiketrahana: Fihenjanan' ny tady Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly aho fa nivoaka noho ny fihenjanan' ny heviny [1.1] | ||
| L'action de raidir, de tendre, l’instrument [1.3] | ||
| Rigidité [1.13] | ||
| Examples | Mba hampahalefaka ny fihenjanana teo amin' ny fifam-pikasohanay roa, dia niara-nanaiky izahay fa tsara aloha ny hisindako kely haka rivotra aty Antananarivo.
[2.529] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|