| Entry | hasy | |
| Part of speech | noun | |
| [Provincial] A provincial word for medicine. [1.2] | ||
| [Tankarana] Remède. hasina [1.19] | ||
| Racine des mots mpimasy, omasy, ombiasy, qui désignent dans les diverses régions les spécialistes du traitement par les plantes [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | kasa | |
| Entry | hasy | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] fanajana [1.78] | ||
| [Taisaka] Respect [1.82] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | hasy | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] Lamba vita amin'ny landihazo [1.78] | ||
| [Provincial] A provincial word for cotton [1.2] | ||
| [Taisaka] Cotonnade [1.82] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | hasy | |
| Part of speech | noun | |
| [Bara] Landihazo [1.78] | ||
| Landihazo gasy. Anarankazo ary anaran' ny voan' io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium barbadense); ny fonon' ny voany, rehefa matoy, dia mivaky telo na dimy eo amin' ny vitrany ary dia misy vohavoha mibofaka avy eo, izay azo veraveraina sy sintonina ho kofehy tenomina ho lamba [1.1] | ||
| [Sakalava] (prononciation locale pour hasina) Nom des cotonniers sauvages, surtout Gossypium arboreum var. perrieri (Hochr.) B.L.Rob. et Gossypium brevilanatum Hochr. (Malvaceae) [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Gossypium arboreum var. perrieri, Gossypium brevilanatum | |
| Synonyms | landihazo | |
| Entry | hasy | |
| Part of speech | noun | |
| [Betsimisaraka, Bezanozano] Faguetia falcata Marchand (Anacardiaceae). [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Faguetia falcata | |
| Updated on 2024/04/16 |
|