| Entry |
mpimasy
(masy)
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sihanaka]
Mpanao fanafody, mpanasitrana [1.78]
|
| | Olona sady mitsabo no manao sikidy [1.1]
|
| | A medicine man, a diviner [1.7]
|
| | Devin [1.3, 1.8]
|
| | [Merina]
(de hasina : propriété mystérieuse qu'ont les plantes de guérir ou de faire mourir).
C'est le spécialiste du traitement par les plantes.
Souvent improprement appelé « sorcier » par les Européens.
Souvent confondu aussi avec le mpanandro, le
mpisikidy, etc.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana.
[2.472]
|
| 2 | Indro tonga ny Mpimasy 'zay hanolotra ny sorona;
[2.1022]
|
| 3 | ka ireo mpimasy sy mpanjaka dia azony hanaiky an' i Frantsa.
[2.113]
|
| 4 | Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy.
[2.472]
|
|
| Analogs |
ombiasa |
|