|
|
|
|

Entry fanajana (haja)
Part of speech noun
 Fanomezana haja, voninahitra: Fanajana ny Razana no amadihana azy
Fanaovana ho zavatra, fanasiana vidiny: Izao ve no fanajanao fotoana? [1.1]

Updated on 2023/01/20