| Entry | hala- | |
| Part of speech | morphological form of halatra | |
| Entry | hala | |
| Part of speech | adjective | |
| [Betsimisaraka] Tsy tiana [1.78] | ||
| Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [1.1] | ||
| Hated, detested, abhorred. [1.2] | ||
| [Taisaka] Haï, détesté [1.82] | ||
| Entry | hala | |
| Part of speech | noun | |
| [Tambahoaka, Tanala, Tanosy] Maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [1.78] | ||
| [Taifasy, Taisaka] maingoka [1.78] | ||
| [Betsimisaraka] Bibikely manaikitra [1.78] | ||
| Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [1.1] | ||
| A scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] [1.2] | ||
| A spider [1.2, 1.7] | ||
| [Taisaka] Scorpion [1.82] | ||
| Araignée [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Article | Randzavola: hala ao amin' ny Baiboly | |
| Updated on 2023/10/29 |
|