| Entry |
halatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra
[1.1]
|
| | Theft, pilfery, robbery [1.2]
|
| | La chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission:
Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés) [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Hita fa halatra ity, ary halatra goavana.
[2.4]
|
| 2 | tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy;
[2.69]
|
| 3 | Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo.
[2.472]
|
|
| Derivatives |
| Article |
|