| Entry | hakingana (kinga) | |
| Part of speech | noun | |
| Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1] | ||
| Cleverness, quickness [1.7] | ||
| Adresse [1.8, 1.13] | ||
| Habileté [1.8] | ||
| Rapidité, agilité [1.13] | ||
| Synonyms | hakinga ~ fahakinga ~ fahakingana | |
| Updated on 2023/01/20 |
|