|
|
|
|

Entry hakinga (kinga)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho hakinga lehibe izy tamin' izany [1.1]
Synonyms fahakinga ~ hakingana ~ fahakingana

Updated on 2023/10/20