|
|
|
|

Entry fahakingana (kinga)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1]
 Cleverness, quickness [1.7]
 Habileté, adresse [1.8]
Examples Varotra sy fialam-bola no ifanaovany amin' ireo ary fahakingana sy fanekena azy amin' ny asa mafy kosa no ilainy amin' ny mpiasany. [2.470]
Synonyms fahakinga ~ hakinga

Updated on 2023/10/21