|
|
|
|

Entry hafaingana (faingana)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1]
 Vitesse, rapidité, célérité [1.13]
Synonyms fahafainganana ~ hafainganana ~ halaky

Updated on 2023/09/29