|
|
|
|

Entry halaky (laky)
Part of speech morphological form of malaky
Examples 
1Halaky aho (Je serai prompt) [1.103]
2Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao [2.996]
3Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity [2.285]

Entry halaky (laky)
Part of speech noun
 Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy [1.1]
 Vitesse, rapidité, célérité [1.13]
Examples Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [2.285]
Synonyms hafaingana

Updated on 2024/11/29