| Entry | hadio (dio) | ||||
| Part of speech | morphological form of madio | ||||
| Examples |
| ||||
| Entry | hadio (dio) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany [1.1] | |||||
| Synonyms | hadiovana ~ fahadiovana | ||||
| Entry | hadio (hady) | ||||
| Part of speech | imperative of passive verb hadina | ||||
| Examples | Indimy na inenina izy no nanao hoe : " Hadio, fa ato, " nefa tsy nisy na inona na inona nony nohadina
[2.649] | ||||
| Updated on 2024/11/29 |
|