|
|
|
|

Entry hadina (hady)
Part of speech passive verb
 Loahana: Nohadin' ny riaka ny arabe ka be loadoaka
Ongotana: Vomanga sa mangahazo no hohadina e?
Fongarina, alaina (avy any anaty tany): Manjarano no nohadina teto taloha
Dinihina, fotorana: Efa nohadin' ny mpamototra ny raharahanareo [1.1]
 To be dug, to be made into a trench. [1.2]
 To be dug [1.7]
 Qu'on creuse [1.8]
Morphology 
Present : hadina, hadiko, hadinao, hadiny, hadintsika, hadinay, hadinareo, hadin', hadin-, hadim-, hadi-
Past : nohadina, nohadiko, nohadinao, nohadiny, nohadintsika, nohadinay, nohadinareo, nohadin', nohadin-, nohadim-, nohadi-
Future : hohadina, hohadiko, hohadinao, hohadiny, hohadintsika, hohadinay, hohadinareo, hohadin', hohadin-, hohadim-, hohadi-
Imperative : hadio

Entry hadina
Part of speech noun
  [Bezanozano] Fiarahabana [1.78]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20