| Entry | foty | |
| Part of speech | noun | |
| [Sakalava] Fihinam-body sy ravina [1.78] | ||
| Entry | foty | |
| Part of speech | adjective | |
| [Provincial] Provincial for fotsy [Mal. putih.] [1.2] | ||
| Entry | foty | |
| Part of speech | noun | |
| [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | fotibaolina | |
| Origin | Explanations in French: football. | |
| Updated on 2023/03/08 |
|