|
|
|
|

Entry fotibaolina
Part of speech noun
 [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1]
Vocabulary 
Synonyms foty
Origin Explanations in French: football.

Updated on 2009/02/23