| Entry | folaka | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny tongony Hendry: Tsy mbola folaka io omby io fa tandremo Mihena hery, tony: Rehefa folaka ny andro, mitsoka ny tsiodrivotra Mitony: Folaka ny hatezerany ka mahazo miresaka aminy ianao Resy, tsy manao intsony: Efa folaka amin' ny fisotroana Rakoto. [1.1] | |||||||
| Broken but still holding together; broken to work, as a horse or an ox [1.7] | |||||||
| Fracturé [1.13] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Analogs | oritra | ||||||
| Entry | folaka | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Foulure, fracture [1.13] | |||||||
| Updated on 2023/07/29 |
|