| Entry | mipika (pika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miporitika, mipitipitika, mitifitra: Nipika teny amiko ny ra Mivoaka, miely: Tandremo sao misy mipika izany teny izany Mivoaka, miala, mitsoaka: Nipika ny vimiainan' ny famantaranandroko Mikombona: Nitsahatra ny orana ka nipika daholo ny elo teo amin' ny kianja Mioritra, folaka: Misy mipika ato amin' ny laferako ato Mandositra, milefa: Nipika ilay mpangalatra ka tsy hita hatramin' izao [1.1] | |||||||||
| To tick, as a clock etc. To shut or fold, as an umbrella or a pocket knife [1.7] | |||||||||
| Faire tic tac comme une horloge Se fermer avec un bruit sec Se plier comme un parapluie, un canif [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|