| Entry |
voafolaka
(folaka)
|
| Part of speech | past participle
|
| | Bent, broken in, tamed. [1.2]
|
| | Rompu, plié, dompté, corrigé [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Ny hery miafina ao anatin' ny solitany, dia tonga hery voafolaka hampisidina ny raoplanina.
[1.316]
|
| 2 | nefa ambonin'izany, ny fiteny masikoro, izay tsy fiteninay andavanandro, dia tsy mbola voafolaka amin' ny soratra.
[2.606]
|
|
| Synonyms | |
|