| Entry |
fantsika
|
| Part of speech | noun
|
| | Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria [1.1]
|
| | A nail, a spike. See fantoka,
homba
[1.2]
|
| | A nail [1.7]
|
| | Clou [1.3, 1.8]
|
| | état de ce qui est cloué [1.3]
|
| | Pointe [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Nividy fantsika sy antsy ny rainy.
[2.442]
|
| 2 | Notapatapahina ireo fantsika, dia nojereny avy eo ka.
[2.606]
|
| 3 | Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray.
[2.472]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
fantsika
|
| Part of speech | noun or adjective
|
| | Having a fixed employment; assigned to a certain work; engaged, wholly fixed, stationed. [1.2]
|
| | état de celui qui est fixé à un emploi, à une affaire [1.3]
|
|