|
|
|
|

Entry mifantsika (fantsika)
Part of speech active verb
 Miraikitra amin' ny fantsika: Tsy mifantsika tsara ity sary ity izany
Milozoka, miraikitra: Mifantsika amin' ny fianarana marina ity zaza ity ka tsy mahagaga raha mahomby
Mitovy hevitra: mifositra ~ mifototra ~ mimaso [1.1]
 To be nailed, nailed. [1.2]
 To be fastened with nails [1.7]
 être clouĂ© [1.8]
Examples Nanomboka teo, dia nifantsika tao an-tsaiko ny hiasa an-tsambo mba ho tonga any Andafy. [2.471]
Morphology 
Present : mifantsika
Past : nifantsika
Future : hifantsika
Imperative : mifantsiha

Entry mifantsika (fantsika)
Part of speech active verb
 To bend down so as to have the back hollow, to be hollow about the back. It is used of persons, oxen, or bent poles for carrying, or the covers of books curled up. Mihantsika and mitofantsika also used. [1.2]
Morphology 
Present : mifantsika
Past : nifantsika
Future : hifantsika
Imperative : mifantsiha

Updated on 2022/09/12