| Entry | fanintontsintona (sintontsintona (sintona)) | |
| Part of speech | noun | |
| Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | fanintona | |
| Updated on 2023/01/20 |
|