| Entry | fandidiana (didy) | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo Fandrasana: Fandidian-kena Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy [1.1] | |||||||
| [Bezanozano] Antsy [1.78] | |||||||
| Cutting; surgery; The act of commanding [1.7] | |||||||
| Action de couper; chirurgie Commandement [1.8] | |||||||
| Découpage; chirurgie [1.13] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Analogs | fanapahana | ||||||
| Quotes | Texts mentioning that word | ||||||
| Updated on 2024/12/09 |
|