| Entry | fanapahana (tapaka) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao [1.1] | |||||
| The act of cutting; the act of deciding; government, authority [1.7] | |||||
| Action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité [1.8] | |||||
| Coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation [1.13] | |||||
| Examples |
| ||||
| Analogs | fandidiana | ||||
| Updated on 2024/12/03 |
|