| Entry |
fahatsiarovan-tena
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | fahatsiarovana,
tena |
| | Fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [1.1]
|
| | Fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [1.13]
|
| | Conscience [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan' ny fahatsiarovantena.
[1.369]
|
| 2 | Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa.
[2.285]
|
|
|
| Entry |
Fahatsiarovan-tena
|
| Part of speech | name (book title)
|
| Author | Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1958 |
| Vocabulary |
| Tables and plates | All the titles
|
|