| Entry |
tena
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Vatana [1.78]
|
| | Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano [1.1]
|
| | The self; the very thing; the body [1.7]
|
| | Soi-même; le corps; la chose même [1.8]
|
| Morphology |
| Simple : |
tena,
tenako,
tenanao,
tenany,
tenantsika,
tenanay,
tenanareo,
tenan',
tenan-,
tenam- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tena
|
| Part of speech | adjective
|
| | Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory [1.1]
|
|