| Entry |
tsangambato
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | tsangana,
vato |
| | Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an' ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony [1.1]
|
| | Vato lehibe ajoro ho fahatsiarovana ny olona maty tany an' ady na noho antony hafa ka tsy hita ny taolambalony [1.62]
|
| | A gravestone, cenotaph, tombstone; a stone set up on end as a memorial of some event [1.2]
|
| | A monument [1.7]
|
| | Pierre ou monument commémoratif [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Vorodamba efa tontan' ny ela no misarona ilay tsangambato (A. Rajon)
[0]
|
| 2 | lo no tsangambato tsy levona mariky ny nanapahan' ny Hova azy.
[2.499]
|
| 3 | Maro ny tsangambato navelany izay ataon' ny olona hoe Vatonkimosy.
[2.508]
|
| 4 | Nanorina tsangambato teo akaikin' Ambaiboho, teo amin' ny moron' i Sahabe, ny mponin' Antsihanaka atsimo, ho fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana aminy namoy aina tao amin' ilay renirano manan-tantara.
[2.472]
|
|
| Synonyms | |
| Quotes |
| Illustrations |
|
|
| Entry |
tsangambato
|
| Part of speech | noun
|
| | Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika hotadidina, andro lehibe na malaza tsy hohadinoina [1.1]
|
| | Asa mendrika hotadidina sy hotsarovana mandrakariva, andro manan-daza tsy tokony hohadinoina [1.62]
|
| Examples | Ny boky no tsangambato avelan' ny mpanoratra ho an' ny taranaka
[1.1|1.62]
|
|
| Entry |
Tsangambato
|
| Part of speech | name (book title)
|
| | Pendant son incarcération, [Randriamaromanana] a écrit un livre Tsangambato,
où il laisse des conseils, des réflexion sur la philosophie malgache, sur le pouvoir,
la culture. Cet ouvrage est encore inédit. [1.59]
|
| Author | Randriamaromanana Albert, 1948 |
| Vocabulary |
| Tables and plates | All the titles
|
|
| Entry |
Tsangambato
|
| Part of speech | name (toponym)
|
| Vocabulary |
| Coordinates | -20.1666667, 45.2
-19.9833333, 48.7833333
-17.5833333, 49.1666667
|
| Toponymy | tsangana,
vato |
|