|
|
|
|

Entry afahatra (fahatra)
Part of speech passive verb
 Asaina mamahatra, mamikitra: Ny tongotrao havanana afahatra amin' ny vato lampy [1.1]
 To be put against something so as not to slip. [1.2]
 à appuyer solidement [1.3]
Morphology 
Present : afahatra, afahatro, afahatrao, afahany, afahatsika, afahatray, afahatrareo, afahatr', afaha-, afahatry
Past : nafahatra, nafahatro, nafahatrao, nafahany, nafahatsika, nafahatray, nafahatrareo, nafahatr', nafaha-, nafahatry
Future : hafahatra, hafahatro, hafahatrao, hafahany, hafahatsika, hafahatray, hafahatrareo, hafahatr', hafaha-, hafahatry
Imperative : afaharo

Updated on 2023/01/19