|
|
|
|

Entry endrikendrika (endrika)
Part of speech noun
 [duplicatif diminutif] [1.3]

Entry endrikendrika
Part of speech noun
 Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao
Mitovy hevitra: hoso-dratsy ~ hoso-potaka ~ tombotomboka [1.1]
 Slander, insinuation [1.7]
 Calomnie [1.3, 1.8]
 Fausse accusation [1.3]
 Insinuation [1.8]
Examples Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo. [2.472]
Derivatives 

Updated on 2024/08/31