| Entry |
mandaboka
(daboka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy [1.1]
|
| | To beat, to strike, to throw down, to dash [1.2]
|
| | Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser [1.3]
|
| Examples | Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava.
[2.895]
|
| Morphology |
| Present : |
mandaboka |
| Past : |
nandaboka |
| Future : |
handaboka |
| Imperative : |
mandaboha |
|
| Other spellings |
|