Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
bibi
o
lona
Part of speech
noun
Elementary words
biby
,
olona
Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty
[
1.1
]
Examples
1
Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay
bibiolona
mahatsiravina.
[
2.895
]
2
Tsy songomby na
bibiolona
velively izy ireny araka ny filazan'ny olona.
[
2.117
]
Analogs
biby olona
~
bibin' olona
~
olona biby
Updated on 2023/06/17