|
|
|
|

Entry atsimo
Part of speech noun
 Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [1.1]
 The south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [1.2]
 The south [1.7]
 Sud [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Examples Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Morphology 
Simple : atsimo, atsimony, atsimon', atsimon-, atsimom-
Derivatives 
Synonyms ambalaka
Antonyms 
Other spellings 

Entry atsimo
Part of speech noun
 Kely haja, mahantra [1.1]

Updated on 2025/04/28