|
|
|
|

Entry atsimotsimo (atsimo)
Part of speech noun
Vocabulary 
Examples 
1Nitsanga-malaina izy ka indry nihoatra ny tamboho sy nidina ao atsimotsimo ao [2.470]
2Ary teny Andrafonarivo, havoana ery atsimotsimo ambony andrefan'iny tanety iny, dia nisy koa ojona nitobitoby nitazana [2.588]
Analogs  avarabaratra ~ atsinanananana ~ andrefandrefana

Updated on 2023/01/20