|
|
|
|

Entry atidoha
Part of speech noun
Elementary words aty, loha
 Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. [1.1]
 The brains. [1.2]
 The brain [1.7]
 Le cerveau [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1hafa ilay olona voan'ny tazo dia mety voan'ny tazon'ny atidoha izy. [2.424]
2Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [2.472]

Updated on 2023/05/27