| Entry | areho > araika (raika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao [1.1] | |||||||||
| To be inclined, to be made to lean. [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | areho > arehoka (rehoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
|
|